• Naharafitra volavolan-dalampanorenana mifototra amin'ny faritany mizaka tena, azo ampiharina amin'ny Repoblika faha-5 ho avy eo, ny Fikambanana Lonak'i Madagasikara… • Notapahan'ny Fanjakana Malagasy ny fifanarahana teo amin'ny orinasa JIRAMA sy ny ENELEC, momba ny famatsiana herinaratra azo avy amin'ny solika mavesatra any Toamasina… • Manodidina ny 50 isan'andro ny tranga voamarina fa mitondra ny tsimokaretina VIH/SIDA eto Madagasikara, nanomboka ny volana janoary 2026, raha ny antontan'isa ofisialy navoakan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka…