♦ Tsy tena nitolona tamin'ny taon-dasa ireo milaza azy ho mpitarika ny Gen-Z pour la Refondation hoy ireo andiana tanora ao anatin'ny "Génération mpitolona 2025". Misy olona ambadika ireo ao anatin'ny Gen-Z ireo araka ny tafa ho an'ny mpanao gazety nataon'ireo tanora ireo... ♦ Manahirana ny sehatry ny fandraharahana madinika sy salatsalany eto Madagasikara. Fanambarana nataon'ny filohan'ny vondron'ireo vehivavy mpandraharaha GFEM, Ramatoa Fanja Razakaboana... ♦ Nahiditra am-ponja vonjimaika ny olona 17 voakasika tamin'ilay raharaha halatra gazoil nitranga tao Morafeno-Antsiranana ny 19 oktobra lasa teo...