♦ Hoamasinina ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiôsezin'i Toamasina amin'ny alahady 8 novambra izao Mgr Mariusz Kaspersky. Efa vonona handray izany ny ao Toamasina... ♦ Azo tanterahana mialohan'ny fifidianana filoham-pirenena ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fanovàna ny Lalam-panorenana. Hevitra navoaky ny Fitsaràna Avo momba ny Lalam-panorenana taorian'ny fangatahan'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika... ♦ Nanazava ny momba ilay 10 tapitrisa Ariary avy amin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny filoha nasiônalin'ny antoko PSD. Fanapotehanna azy ara-pôlitika ny feo ahely momba izany hoy Ramatoa Eliana Bezaza...