• Nahazo tohana avy amin'ny fitondram-panjakana ny Oniversiten'Antananarivo. Teo ny fiarabe “Foton” miisa dimy, navaozina ihany koa ny fotodrafitrasa ara-panatanjahantena… • Ireo làlana izay sokajiana ho tena lalan-dràn'ny firenena iankinan'ny toekarena, toy ny lalam-pirenena, no tena mila vitaina maika amin'izao fotoana izao, hoy ny Minisitry ny Asa Vaventy… • Mitaky ny fandravana sy ny fanavaozana ny Andrim-panjakana izay be kolikoly ny VPHM, na ny Vondrona Politika Hafa Miray, mba hamahana ny krizy politika eto Madagasikara…