♦ Nankatoavina nandritry ny filan-kevitry ny minisitra omaly ny fangatahana fanafoanana ny trosa sy sara izay mifandraika amin'ny transport par cable, teo koa ny fangatahana handroso ho herinandro iray ny daty hanombohan'ny fotoam-panadinana bakalôrea 2027... ♦ Hamoraina ny fifandraisana amin'ny sampandraharaham-panjakana indrindra rehefa manantona biraom-panjakana amin'ny fampiasana ny teny Malagasy... ♦ Nidoboka am-ponja eny Tsiafahy ny tompon'antoka sy ireo mpiray tsikombakomba tamin'ilay raharaha fanafihana mitam-piadiana nahafatesana olona tao amin'ny tsenan'Anosibe ny 14 oktobra...