♦ Nankatoavin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny fametraham-pialan'ny minisitry ny fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Andriamampiadana Mahefa... ♦ Sora-bola natokana hikarakarana fifidianana miisa roa no voafaritra anatin'ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakana 2027, efa tafapetraka eny amin'ny Antenieram-pirenena io volavolan-dalàna io... ♦ Sazy anterivozina mandra-pahafaty no azon'ny reniben'i Raissa, 10 taona an-tranomaizina ny an'ilay zazalahy anadahiny. Didy nandritry ny fiakaran'izy ireo teny amin'ny Fitsaràna, omaly talata, raharaha nahafaty an'i Raissa ny 10 mey 2025...