♦ Vonona ny FFKM amin'ny fikarakaràna ny dinika eny ifotony, taorian'izay fotoana nanomanana izay. Nambaran'ny mpikarakara teny Iavoloha fa tsy maintsy vita ny fikaonandoham-pirenena... ♦ Mbola tsy hanidy sisin-tany amin'ireo firenena ahitàna ny EBOLA aloha ny eto Madagasikara. Mihatra kosa ny fihibohana ho an'ireo mpandeha niainga avy amin'ireo firenena sasany misy ity valan'aretina ity... ♦ Hisy orinasa hitrandraka BAUXITE any Manantenina, Distrika Taolagnaro. Efa nivoaka ny taratasy ara-panjakana rehetra momba izany sy ny didim-pitondrana fankatoavana teo anivon'ny filan-kevitry ny minisitra...