♦ Nakatona vonjy maika ny Université Antsiranana nanomboka omaly hariva, noho ny savorovoro nisy teo amin'ny samy mpianatra... ♦ Nisesisesy ny lozam-pifamoivoizana namoizana aina, tato anatin'ny 24 ora farany tao Antananarivo-renivohitra sy ny manodidina... ♦ Tsy ho tratra amin'ny taona 2027 ny fahavitan-tena ara-bary ho an'i Madagasikara noho ny antony samihafa ; azo antoka kosa ny hatratrarana izany amin'ny taona 2028, raha ny nambaran'ny Minisitry ny Fambolena sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo... ♦ Niverina nidina an-dalambe ireo mpianatry ny Lycée tany Frantsa, izay mitolona amin'ny fidangan'ny vidim-piainana...