• Namoaka hafatra ny Vaomeiran'ny Eveka momba ny fampanjariana ny Fahamarinana sy ny Fiadanana, na ny Justice et Paix, taorian'ny fivoriana nataon'izy ireo ny 13 sy 14 ôktôbra 2026... • Zo fototra ho an'ny olona tsirairay ny misitraka sakafo sahaza azy. Isan'ny navoitran'ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovan-tena ara-tsakafo izany androany, nandritra ny fanakalazana ny Andro Eran-tany ho an'ny Sakafo, teny amin'ny Kianjan'i Mahamasina... • Tsy afaka mifaninana amin'ny tsena anatiny sy amin'ny sehatra iraisam-pirenena ny vokatra malagasy raha tsy manaraka fenitra. Isan'ny nivoitra izany tamin'ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho fanarahana ny fenitra...