♦ Voasambotry ny zandary ary hanaovana fanadihadiana ao Maevantanana ny solombavambahoakan'i Madagasikara teo aloha Rahantanirina Nina sy ny zanany lahy... ♦ Vonona hiatrika ny rivo-baovao amin'ny fiovana ara-pitaovana sy hanatsara ny tolotra omena ny mpikambana ny Tahirim-pirenena ho an'ny Fiahiana ara-tSôsialy (CNaPs) ho an'ny 70 taona ho avy... ♦ Kely ny fanantenana ho an'ny ekipam-pirenena Malagasy Barea afahana mandray anjara amin'ny lalaon'ny CAN 2027, nisaraka ady sahala 01 no ho 01 ny lalao nifanandrinany tamin'ny ekipam-pirenen'i Tanzanie...