♦ Nomarihana androany ny ivon'ny faha-10 taona Centre hospitalier Privé Saint Benoît Menni eny Imerintsiatsosika... ♦ Misokatra amin'ny tsena iraisam-pirenena ny vokatry ny fiompiana sasany eto Madagasikara, afatsy ny omby. Isan'izany ny tantely... ♦ Tsy afa-bela tamin'i Ekipam-pirenen'i Tanzanie indray ny Barea an'i Madagasikara, nisaraka ady sahala ny lalaon'ny roa tonta androany, tamin'ny lalao andro faharoa tafiditra amin'ny fifanintsanana CAN 2027... ♦ Mbola mandrahona ny handaroka baomba ireo foto-drafitr'asa any Moyen-Orient i Iran...