♦ Hiatrika lalao faharoa amin'ny fifanitsanana handehànana any amin'ny CAN 2027 anio hariva ny Barean'i Madagasikara. Lalao hifandonan'i Madagasikara amin'i Tanzania ao amin'ny stade d'honneur de Maknès any Maroc... ♦ Mila havaozina ny fanaovana pôlitika eto amin'ny firenena, ka tokony hirosoana ny dinika pôlitika hoy ny antoko RPSD. Nanao sonia ilay sata fitondran-tena ho an'ny dinika pôlitika novolavolain'ny VMFR ity antoko ity... ♦ Miantso vonjy manoloana ny savorovoro ara-piaraha-monina misy ny mponina any Ankililoake distrikan'i Toliara-II. Savorovoro nandritry ny lanonana "savatsy" niafara tamin'ny doro tanàna...