♦Nigadona eto Madagasikara ny tolakandro teo ny lehiben'ny fikambanana FMA Maneran-tany Masera Chiara Cazzuola... ♦ Mila manamafy ny fitandremana ny faritra maro eto Madagasikara fa ahitàna aretina haromontana mahazo ny biby mafàna ra... ♦ Nitsidika ny toerana hanaovana ny andrana amin'ilay tetik'asa famadihana ny ranomasina ho azo sotroina any amin'ny Faritra Androy ny Mpanolontsaina Avon'ny Fanavaozana, ny Kôlônely Rampanarivo Solofoniaina Thierry... ♦ Mitohy ny fikarohana ataon'ny pôlisy an'ireo tompon'antoka tamin'ny fitifirana olona nitranga tany Afrika Atsimo, ny faran'ny herinandro teo...