♦ Nanamafy ny toromarika h an'ny sekoly katôlika rehetra hanohy ny fandaharam-pianarana teo aloha ny DINEC. Efa misy ny dinika mandeha momba ilay fandaharam-pibeazana vaovao, hoy Mompera Jules Ranaivoson... ♦ Mbola fiangàna kely ho an'ny fanavaozana no vitan'ny fitondrana ankehitriny tao anatin'ny herin-taona izay, hoy Andriamatoa Alain Mahavimbina... ♦ Miantso ny hanomezana sehatra ireo manampahaizana amin'ny fitantanan-draharaham-panjakàna ny Fikambanan'ireo mpiofana andiany voalohany nivoaka teo anivon'ny ENAM. Nikarakara famelabelarana momba izany izy ireo, omaly...