♦ .Tokony efa miova amin'izay ny fomba fifandraisan'ny mpamatsy vola sy ny Fanjakàna Malagasy ankehitriny hoy ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana. Kely ny vola ampiasain'izy ireo noho ny tsy fahatokisana ny Malagasy tany aloha tany.. ♦ Vitsy ireo kaominina eto Madagasikara no afaka nampijoro ny Rafitra Ifotony Fikaonandoha takian'ny lalàna. Nanao tombana momba izany ny firaisamonim-pirenena MSIS Tatao... ♦ Mivoatra mamokatra mitodika amin'ny tsena ankehitriny ny kaoperativa Tambatra any Andapa Faritra Sava noho ny tohana nataon'ny fandaharan'asa Asa Avotra Mirindra...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...