♦ Mankalaza ny faha-herintaonan'ny tolona natao ny volana septambra 2025, hisian'ny fiovàna eto amin'ny firenena ireo mpitolona nandray anjara. Tsy hita taratra ny fiovana herintaona aty aoriana hoy ny Solombavambahoaka Rajerison Antoine... ♦ Hiompana amin'ny Fambolena sy ny Angovo ary ny fikarohana sy ny teknôlôjia ny fiaraha-miasa eo amin'i Madagasikara sy Chine hoy ny Praiminisitra raha nigadona an-tanindrazana avy... ♦ Nanolotra soson-kevitra ho an'ireo olona very asa teny amin'ny fasan'ny karàna noho ny famindràna ny tobim-piantsonana ho eny Amoronankona ny Filohan'ny Fanavaozana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...