♦ Hisokatra anio eny Iavoloha ilay dinika fakan-kevitra ho fanomanana ny fifidianana karakarain'ny fitondram-panjakàna. Mpanao pôlitika sy Firaisamonim-pirenena maro no handrasana handray anjara amin'izany... ♦ Antsojay ny fampiatoana ireo mpitsara telo eo anivon'ny PAC amin'ny asany, hoy ny Sendikàn'ny Mpitsara eto Madagasikara. Nametraka fitoriana teny amin'ny Filan-kevi-panjakàna izy ireo, omaly... ♦ Vola 800 tapitrisa Dôlara no tsy tafiditra amin'ny kitapom-bolam-panjakàna eto Madagasikara isan-taona, noho ny hosoka sy ny kolikoly. Efa 5% amin'ny harin-karena faobe izany...

[Miara-dàlana] Zoma 20 novambra 2026

• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...