♦ Hiandrasana fiaraha-miasa mandritra ilay fivoriambe "Africa Forwoard" atao any Naïrobi Kenya manomboka androany ary hitohy rahampitso ny fanamboarana ireo foto-drafitr'asa stratejika eto Madagasikara... ♦ Nilanja sora-baventy niazo ny lapan'ny tanàna Analakely manohitra ny famindra-toerana azy, ireo mpivarotra amoron-dàlana eo amin'ny Petite-Vitesse... ♦ Hirosoana ny fanamboaran-dàlana ao Tsiroanomandidy mivoaka an'i Maintirano hoy ny Lehiben'ny Faritr'i Bongolava mpisolo toerana... ♦ Nanentana ny rehetra tsy hitazam-potsiny ireo karazana fijaliana iainan'izao tontolo izao ny Cardinal Pietro Parolin...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...