♦ .10 taona aty aoriana vao nisy indray ny fikaonan-doha nasiônaly nataon'ny teo anivon'ny pôlisim-pirenena, fotoana iray natao handinihan-tena ho an'ireo pôlisy izao hoy ny tale jeneralin'ny pôlisim-pirenena.. ♦ Zo, rariny, hetsika ho an'ny vehivavy sy zazavavy rehetra, io no loha-hevitra entina mandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy 8 marsa... ♦ Faritra maromaro ao Antananarivo renivohitra no tratry ny fikorontanan'ny kalitaon'ny rano noho ny tsy fahatomombanan'ny paompy fampiakarana rano ao Mandroseza voalohany nanomboka ny maraina teo...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...