♦ Maneho ny ahiahiny manoloana ny ady any Moyen Orient ny fitondram-panjakàna Malagasy ary miantso ny fifehezan-tenan'ny andaniny sy ny ankilany ka hampitsaharana avy hatrany ny herisetra... ♦ Natolotry ny filohan'ny fanavaozana ny vondrona SADC ny sabotsy 28 febroary teo ilay antota-kevitra miraikitra ny tatitry ny asa vitan'ny fitondrana tao anatin'ny 4 volana sy ny vinan'asa anatin'ny 18 volana ho avy... ♦ Hiatrika fikaonan-doha nasiônaly amin'ity alatsinainy 2 marsa ity, etsy amin'ny ivon-toeram-pivoriana iraisam-pirenena Ivato ny pôlisim-pirenena Malagasy...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...