• Tsy tondrozotra no haroso amin'ny SADC rahampitso fa tatitra. Voafaritra ao anatin'izany ireo asa efa vitan'ny fitondrana sy ny famaritana ireo dingana mbola hatao, raha ny nambaran'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara androany... • Tsy mazava ny tondrozotra izay nambaran'ny Filohan'ny Fanavaozana sy ny Minisi-panjakana, ka mila fanazavana bebe kokoa momba izany ny KMT na ny Komity Miaro ny Tolona... • Mitohy hatrany fikatsahana vahaolana fohy ezaka ataon'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana, manoloana ny fikorontanan'ny vidin'ny vary akotry eny amin'ny tantsaha sy ny mpanangom-bokatra...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...