• Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena androany, ny volavolan-dalana mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2026. Tsy mahafapo ny Depiote lany tao Faratsiho anefa ity LFI 2026 ity... • Manahy ny amin'ny mety tsy hampiasana ny lisitra azo avy amin'ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy, ny firaisamonim-pirenena misehatra amin'ny fifidianana. Manaitra ny fitondrana izy ireo, sao vola ariana fotsiny ny fanavaozana izany... • Manana olana amin'ny famatsiana rano ny lemak'i Bas-Mangoky, ao amin'ny Faritra Atsimo Andrefana. Nijery ny zava-misy sy namaha olana tany an-toerana, ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...