♦ Folo volana aty aoriana hiakatra fitsarana eny Anosy anio alarobia faha-5 novambra ny raharaha nahafatesan'ny Ben'ny tanàna an'i Mangataboahangy Rasazy Narindra... ♦ Andrasana anio ny fanaovan-tsonia fifanarahana (Protocol d'accord) hifanaovan'ny mpampianatra sy ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena, miankina amin'izy io mantsy ny hiverenan'ny fampianarana ho an'ireo sekolim-panjakàna... ♦ Niampy telo indray ireo razana hita tamin'ilay faharendrehana an-dranomasina tany Mahajanga, tafiakatra 14 araka izany ireo razana efa hita...