♦ Nitohy androany tolak'andro, rehefa nihato omaly ny hetsika ataon'ny tanora Gen Z, saika hiditra ny kianjan'Ambohijatovo sy Analakely. Mahery vaika ny fanakanana nataon'ny mpitandro ny filaminana azy ireo, tamin'ny fampiasana baomba mandatsa-dranomaro... ♦ Fanindroany tato anatin'ity herinandro ity no nitafa tamin'ny vahoaka Malagasy tao anatin'ny fahitalavi-panjakàna ny filoha Rajoelina Andry. Isan'ny navoitrany tamin'izany ny filazàna fa tratry ny "cyber-attaque" i Madagasikara ankehitriny ka "robot" no entina mibaiko ireo tanoran'ny Gen Z... ♦ Manohana amin'ny alalan'ny ody-ambavafo sy rano ireo  mpanao gazety eny an-kianja ireo fikdambanana samihafa...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...