♦ Mandray anjara amin'ny fivoriana faha-80 ho an'ny firenena mikambana any New York ny filoha Malagasy Andry Rajoelina, handray fitenenana amin'ity fivoriana ity ny tenany... ♦ Velaran-tany 17 Ha ao amin'ny Nosy-Sakatia, ahitana tranon'olona, toeram-pambolena no voakasik'ilay tetik'asa goavana anà-vahiny mpanambola, ary mahazo ny fankasitrahan'ny fitondram-panjakàna... ♦ Mbola tsy nisitraka ny zony, araka ny didy voalazan'ny fitsaràna, hatramin'izao ny mpiasa miisa 15 amin'ny orinasa iray eny Amboditsiry... ♦ Mitaky ny famotsorana ireo takalon'aina rehetra eo am-pelatanan'i Hamas ny filoha Frantsay, ho takalon'ny fankatoavany ny fijoroan'ny fanjakàna Palestiniana...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...