♦ Tsy hihemotra amin'ny hetsika kasainy hatao amin'ny 25 septambra izao ny mpanolontsainan'ny tanàna an'Antananarivo-renivohitra avy amin'ny fanoherana. Tafapetraka omaly ny taratasy fampahafantarana sy fangatahana alalana teny amin'ny préfet... ♦ Niaiky ny Ministry ny Angovo sy ny Akoran'afo fa tena misy fiatraikany lehibe amin'ny asa fiharin'ny tsirairay ny olan'ny angovo misy ankehitriny. Miantso ny rehetra mba ho tony anefa ny ministra... ♦ Mpianatra miisa 6 sy zandary iray no naratra, vokatry ny hetsiky ny mpianatra teny Vontovorona omaly... ♦ Nilaza ny fanekeny tamin'ny fomba ôfisialy ny fijoroan'ny fanjakàna Palestiniana ny filoha Frantsay Emmanuel Macron...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...