• Milaza ny tsy hihemotra amin'ny hetsika kasainy hatao amin'ny 25 septambra 2025, ireo Mpanolotsain'ny Tananan'Antananarivo Revnivohitra, avy amin'ny fanoherana. Tafapetraka androany ny taratasy fampahafantarana sy fangatahana alalana amin'ny Préfet... • Niaiky ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo fa tena misy fiantraikany lehibe eo amin'ny asa fiharian'ny tsirairay ny olan'ny angovo misy ankehitirny. Miantso ny rehetra ho tony anefa izy... • Misy ireo fiarahamonim-pirenena sasany mivaona amin'ny asa tokony hataony, hoy Ravalitera Jacques Michael, izay solontenan'ny fiarahamonim-pirenena eo anivon'ny CENI...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...