• Nitana ny teny nomeny ka nitarika olona androany ny Solombavam-bahoaka FIVOI, tany Imerintsiatosika. Tsy nihemotra fa nampihatra ny lalana koa ny Lehiben'ny Distrika any Arivonimamo... • Miankina amin'ireo tompon'andraikitra hafa sisa ny hahatongavan'ireo fitaovana hanampiana ny Jirama, avy any Toamasina ho eny Ambohimanambola, hoy ny Minisitry ny Asa Vaventy... • Tsy nomen'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka hatramin'ny farany, ny toerana nokasain'ny sendika Triade hanaovana fihaonambe. Tsy hihemotra anefa ny sendika...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...