♦ Tsy mbola ato ho ato aloha no hivaha ny olana eo amin'ny orinasa JIRAMA. Nanamafy ity orinasa ity fa mila mivonona ny mpanjifa satria ho sarotsarotra ny hiatrehana ny vanim-potoanan'ny main-tany... ♦ Tsy manan-tsafidy hafa-tsy ny handresy an'i Tchad ny Barean'i Madagasikara anio, hoy ny mpamakafaka baolina kitra Fenosoa Razafimamonjy... ♦ Andrasana izay ho fanapahan-kevitry ny governemanta manoloana ny datin'ny 11 desambra izay efa tsy nametrahan'ny HCC olana amin'ny hanatanterahana ny fifidianana Loholona... ♦ Ahiana tsy hisy intsony atsy ho atsy ireo mpanao gazety afaka hitatitra ny vaovao manoloana ny zava-misy any Gaza hoy ny RSF...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...