♦ Hampiakaarina 70 hatramin'ny 80% ny vahoaka hisitraka ny angovo eto Madagasikara. Tsy maintsy hirosoana ny fanatsaràna ny orinasa JIRAMA amin'ny lafiny teknika sy ny ady amin'ny fatiantoka ara-barotra, hoy ny Ministry ny angovo sy ny akoran'afo... ♦ Tokony tsirihina avokoa ireo sakafo vita avy any ivelany miditra eto Madagasikara hoy ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa PMH. Nambaran'ity fikambanana ity fa tsy tongatonga ho azy ireo fanapoizinana nitranga tato ho ato izay... ♦ Hiantso ny CAF hijery ny kianja Barea Mahamasina ny Fanjakàna afaka iray volana. Azo antoka ny hahazoana ny "homologartion" hoy ny Sekreteram-panjakàna miadidy ny tanàna vaovao...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...