• Mitana ny laharana faharoa ao amin'ny Vondrona I misy azy ny Barea an'i Madagasikara izay manana isa 13, tao aorian'ny andro faha-7 amin'ny fifanitsanana andehanana any amin'ny fiadiana ny tompondaka eran-tany 2026, eo amin'ny taranja baolina kitra... • Ahiana ho very zo ireo mpifidy any amin'ireo Kaominina sasantsasany eto Madagasikara raha toa ka eken'ny Governemanta ny datin'ny 11 desambra 2025, hanatanterahana ny fifidianana Loholona... • Nametraka lamina vaovao ny Polisim-pirenen avy ao amin'ny Kaomisaria Foibe Antananarivo, mba entina mandrindra ny fifamoivoizana eny amin'ny lalam-baovao mampitohy ny rond-point Made Inox Ankasina sy ny Kianja Maki Andohatapenaka...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...