♦ Nihazo avy hatrany ny Faritra Menabe ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika roalahy niara-dia taminy, taorian'ny fanomezam-boninahitra natao teny Mausolée omaly... ♦ Manana tanora manampahaizana maro afaka mamaha ny olan'ny famatsiana herinaratra eto amin'ny firenena ny eny amin'ny polytechnique Vontovorona anatin'ny sampam-piofanana génie électrique... ♦ Klioba isany mamoaka mpilalao baolina kitra mahay sy malaza ny CFFA Andoharanofotsy ka hitohizan'ny fahazoana vokatra tsara dia hisy ny fanatsarana ny foto-drafitr'asa hilalaovan'ny tanora...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...