• Hahazo “bourse professionnelle” isam-bolana ny mpilalaon'ny Barea, mandram-pahatongan'ny CHAN 2027, raha ny nambaran'ny Filoha Andry Rajoelina androany, raha nandray ny Barea teny amin'ny Lapan'Iavoloha... • Ahiana ho dibo-drano Antananarivo Renivohitra rehefa fotoam-pahavaratra, hihena ihany koa ny voka-bary noho ny fanotofana ny lemak'i Laniera... • Amin'izao herinandro mialoha ny fidirana izao ny ray aman-dreny vao mihazakazaka mampiditra mpianatra eny anivon'ireny sekoly tsy miankina ireny...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...