• Hanokafana fanadihadiana ilay tranga nahafatesana miaramila telo nandritra ny filatsahana an'elonaina tany Arivonimamo. Hosokafana ny vaomiera itambarana miaraka amin'ny tafika frantsay, hoy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena... • Mpiasa 600 amin'izao no efa voaroaka, noho ny fatiantok'ireo orinasa eto amintsika mandefa entana any Etazonia, vokatry ny fiakaran'ny haban-tseranana ho 15 %, araka ny tatitry ny Randrana Sendikaly... • Mpilaloa fito avy eto an-toerana, hanao lalao famaranan'ny CHAN, no nantsoin'i Corentin Martins hanatevina ny Barea A, hiatrehana ny fifanintsanana Mondial 2026 amin'ny volana septambra. Nivoaka androany ny lisitra ofisialy mirakitra izany...

[Miara-dàlana] Zoma 16 ôktôbra 2026

• Namoaka fehin-kevitra momba ny toromarika hiatrehana ireo fanadinam-panjakana, ireo talen-tsekoly katolika eto Madagasikara, nandritra ny fihaonambe tsy ara-potoana natao tao amin'ny Diosezin'Ambositra... • Tontosa ny 13 sy ny 14 ôktôbra 2026 ny fivoriana fanao isan-taona nataon'ny Vaomieran'ny Eveka momba ny Fampanjariana ny Fahamarinana sy ny Fiadanana... • Hotanterahana rahampitso any Turin ny Sorona Masina fanirahana ireo Misionera Salezianina Don Bosco...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...