♦ I Maroc no hifanandrina amin'ny Ekipa-pirenena Malagasy Barea, mandritra ny lalao famaranana ny CHAN 2024 ho atao ny Kenya ny sabotsy izao... ♦ Ilàna fanampahan-kevitra pôlitika sy fahasahiana ny fampiasana Fitsarana Avo (HCJ) raha te hanafoana ny tsy maty manota hoy ny solombavambahoaka Fetra Rakotondrasoa... ♦ Andro faharoa sady famaranana ny fanadinam-panjakàna ahazoana ny "Certificat d'Aptitude à l'Enseignement dans des Ecoles Primaires" anio alarobia 27 aogositra... ♦ Nanaiky ihany ny hanitarana ny fe-potoam-piasan'ireo tafika misatro mangan'ny firenena mikambana mampandry fahalemana eo anelanelan'i Israely sy Liban ry zareo be kintana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...