♦ Nanomboka androany ny filan-kevitry ny ministra eo anivon'ny SADC, tafiditra anatin'ny fihaonana an-tampony, izay raisin'i Madagasikara... ♦ Mbola tsy nahazo fankatoavana indray ny kianja Barea Mahamasina. Tsy tafiditra anatin'ireo firenena namoahan'ny Kônfederasiôna afrikan'ny baolina kitra "homologation" vaovao omaly i Madagasikara... ♦ Olona 29 tamin'ny volana jolay teo no tratra saika hiondrana antsokosoko atsy Mayotte tany amin'ny Distrika Ambanja sy Nosy-Be. Nisesisesy io tranga io tao anatin'ny telo volana hoy ny Kômandin'ny CIRGN Antsiranana... ♦ Nohalavain'ny filoha Amerikana 90 andro ny fampiatoana ny fampiakarana ny haban-tseranana ho an'i Chine...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...