♦ Tontosa omaly alahady ny Eokaristia Masina nametrahan an'i Mgr Mareck Ochlak teo amin'ny fiketrahana maha Evekan'i Diôsezin'i Fenoarivo-Atsinanana azy... ♦ Tandindonin-doza ireo olona an'arivony mivelona amin'ny seham-piharina landy any amin'ny kaominina Arivonimamo-II, Faritra Itasy fa mihavitsy ny akora fototra ampiasan'izy ireo... ♦ Resin'i ekipa-pirenen'i Tanzania tamin'ny isa 2 no ho 1 ny Barean'i Madagasikara ny sabotsy alina teo, tamin'ny lalao fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika tsy misy mpilalao avy any ivelany na ny CHAN 2025... ♦ Nanazava ny drafitra entiny handaminana ny any Gaza omaly ny Praiministra Israeliana ; maro ny firenena nitsipaka azy io...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...