♦ Tsy hankalaza ny tsingerin-taona nijoroany ny RMDM rahampitso alahady 10 aogositra. Milaza ny hanokana ho andro fahanginana ny rahampitso hahatsiarovana ireo maty, noho ny raharaha Ambohimalaza, izy ireo... ♦ Miantso ny hisian'ny fitoniana pôlitika ireo solombavambahoaka sasany mpomba ny fitondràna amin'izao fandraisana ny fivorian'ny SADC eto Madagasikara izao... ♦ Hiakatra kianja hihaona amin'i Tanzania ny BAREA anio alina, anatin'ny CHAN 2025. Mila mitady fandresena amin'ny mpampiantrano isika Malagasy, raha te ho tsara toerana amin'izao fifanintsanana isam-bondrona izao...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...