• Tsy Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr'andro intsony, Andriamatoa Valéry Ramonjavelo, araka ny didim-panjakana nosoniavin'ny Filohan'ny Repoblika androany. Ny Praiminisitra Ntsay Christian no hisahana vonjimaika ny andraikitra, mandram-panendrena Minisitra vaovao... • Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny “Herinandron'ny fampiroboroboana ny Indostria”. Hetsika ara-toekarena hatramin'ny voalohan'ny volana aogositra izao. Nanokatra izany ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina... • Nosoniavina androany ny fifanarama-piaraha-miasa eo amin'ny samy kaominina manamorona ny Lalam-pirenena faha-3, manomboka eo Ambohitrabiby hatrany Anjozorobe, hiatrika ny fiovan'ny toetr'andro...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...