♦ Hisy ny filan-kevitry ny ministra manokana anio, manoloana ny raharaha Aviation Civile de Madagascar. Andrasana raha hisy ihany koa fanalàna tompon'andraikitra amin'ity raharaha ity... ♦ Nampanantsoin'ny Ministry ny raharaham-bahiny ny masoivohon'ny vondrona erôpeana. Fampiantsoana voalaza fa noho ny fanehoan-kevitry ity diplômaty vahiny ity... ♦ Tafiditra anatin'ireo firenena miaina amin'ny karama farany ambany kely indrindra aty Afrika i Madagasikara. Tsy diso kajy raha mitaky 10 dôlara isan'olona isan'andro ny Randrana sendikaly, hoy ingahy Barson Rakotomanga... ♦ Natomboka omaly any New York ny dinika fikatsaham-bahaolana momba ny ady any Gaza...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...