♦ Resa-be eto amin'ny firenena indray ny raharaha fiaramanidina mitondra laharana malagasy lasa any Iran. Namory mpanao gazety momba ity raharaha ity ny Ministry ny fitanterana, omaly... ♦ Nihazo an'i Tanzania ny delegasiôn'ny Barea Madagasikara, hiatrika ny fiadiana ny CHAN 2025. Nahagaga ny tsy nisian'ny fampahafantarana ny lisitr'ireo mpilalao avy amin'ny Federasiôna... ♦ Noesorina amin'ny toerany sy nalàna tsy ho mpanolontsaina ny filohan'ny filan-kevitry ny tanàna any amin'ny Kaominina Morondava. Namoaka didy momba izany ny Fitsaràna misahana ny ady amin'ny Fanjakàna Faritany Toliara...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...