♦ Hotanterahana anio ety Ivato ny fametrahana an'i Mompera Rakotondranaivo Harisoa José Gaston ho lehibe vaovaon'ny Fikambanana Saleziana eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice. Izy izay notendren'ny lehiben'ny fikambanana Saleziana eran-tany, Mompera Fabio Attard, hisahana izany andraikitra izany, ny volana jona teo... ♦ Mitotongana, miverin-dalana, mihemotra izay ankehitriny raha fehezina ny fitantanana ny tanàna an'Antananarivo-renivohitra, hoy ny fikambanana Observatoire Mahitsy Fijery... ♦ Ny resaky ny olona anaty tambajotran-tserasera no mahatonga ny samy dokotera tsy mifanaja, araka ny navoitran'ireo dokotera nandritra ny "andron'ny mpitsabo" omaly...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...