• Hentitra ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa androany, raha nitsidika ny foibem-panadinana Bakalorea teny Sabotsy Namehana. Tsy tokony hivoaka ny efitrano fanadinana ny mpiadina raha tsy oray irau ao aorian'ny nisokafan'ny laza adina, hoy izy, hisorohana ny olana mety hitranga vokatr'izany... • Manentana ny Tambaben'ny Mpiasan'ny Jirama, hanohy hatrany ny fifampidinihana amin'ny Filoham-pirenena, ny FISEMARE Foibe manoloana ny olana misy ao amin'ny orinasa Jirama... • Nahazo fahazoan-dalana ara-tontolo iainana amin'ireo faritra iasany amin'ny fanarenana ny ala honko simba amin'ny alalan'ny tetikasa Ma honko, ny orinasa Bondy, ny volana jona teo...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...