♦ Sorona Masina ametrahana an'ny Mompera Rakotondranaivo Harisoa José Gaston ho lehiben'ny Province-ny Fikambanana Saleziana Don Bosco eto Madagasikara sy ny nosy Maurice...  ♦ Mbola tsy resy lahatra tanteraka amin'ny drafitra entina hanarenana ny orinasa JIRAMA ny tambaben'ny mpiara-miasa, araka ny fanambaràna nataony. Mitaky hampiatoana ny fampiharana ny SATA vaovao ny tambabe... ♦ Efa tafakatra 31 ireo lavo nandritra ilay fety nitera-doza teny amin'ny Sampanana mihazo an'Imerinkasina-Ambohimalaza... ♦ Nofoanan'ny governemanta ny vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana any Burkina Faso...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...