♦ Andrasana amin'ity herinandro ity ny fihaonana eo amin'ny Filoham-pirenena sy ny mpiasan'ny JIRAMA, momba ny fitokonan'izy ireo, efa nilaza ny Filoha fa vonona ny hihaona amin'ireo mpiasa... ♦ Olona miisa 4 no efa voasambotra ka ny telo amin'izany no nahiditra am-ponja vonjimaika noho ny raharaha famoahana laza adina Baccaloréat, mialohan'ny fotoana, nandray fanapahan-kevitra maromaro ny ministera mpiahy, hanomanana ny fanadinana amin'io herinandro ho avy io... ♦ Mitohy ny fijerena ny olan'ny aretina tazomoka, mamely any Ikongo, fitsaboana sy matsiana sakafo ireo tena marefo no natao voalohany...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...