• Efa hatramin'ny ela no tokony namaritra drafitra mazava manoloana ireo olana eto amin'ny firenena ny mpitondra ankehitriny, hoy ny antoko Roso ho an'ny Demokrasia Sosialy na ny RDS... • Andrasana anio zoma ny hivoahan'ny voka-panadinana BEPC ho an'ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra... • Hiompana amin'ny saina voatran'olombelona ny fankazalana ny 15 jolay, Andro maneran-tany ho an'ny fahaiza-manaon'ny tanora, amin'ity taona ity...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...