• Voamarina fa fanapoizinana niniana natao no nitranga teny Ambohimangakely, izay nahafatesana olona am-polony, raha ny vokatry ny analyse natao tany Frantsa... • Nanomboka androany teny Soanierana ny fitokonana fanairana ataon'ny Tambaben'ny Mpiasan'ny Jirama. Manome 24 ora ny fitondram-panjakana izy ireo mba hamahana ny olana... • Adihevitra misokatra ny momba ny fanamabrana an-kolaka nataon'ny olom-boafidy tany Matsaitra Ambony, amin'ny tokony hanohizan'ny Filoha am-perinasa ny fitantanana ny firenena, ka hanovana ny Lalam-panorenana, hoy ny Vovona IFI...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...