♦ Hiteraka fahavoazana ny fanosehana ny filoham-pirenena hanitatra ny fe-potoam-pitondràny fanintelony, hoy ny Profesora Ralison Roger, manoloana ny vaovao niparitaka tato ho ato... ♦ Tafakatra 49 isa ireo olona matin'ny fahapoizinana ara-tsakafo faobe nanerana an'i Madagasikara, tao anatin'ny iray volana latsaka herinandro. Tsy nahenoina fanazavàna intsony ireo tompon'andraikitra ambony, efa herinandro mahery izao... ♦ Vola 70.000 Ariary hatramin'ny 1.000.000 Ariary no ilaina ho an'ny ankizy iray, amin'ny fidirany mianatra amin'ny taom-pianarana ho avy io. Efa mila miomana amin'izany indray ny ray aman-dreniny amin'izao roa volana mialoha izao...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...