♦ Mbola misy ny fampihorohoroana atao amin'ny vahoaka any Antanambao-Mahatsara, Distrika Vatomandry ankehitriny, mikasika ny tsy fanekena vokam-pifidianana ben'ny tanàna ny volana desambra 2024... ♦ Mampiseho ny tsy fahaiza-mitantana sy ny tsy fananan'ny fitondram-panjakàna vola, ny olana ara-tsosialy sy toe-karena eto Madagasikara ankehitriny hoy ireo solombavambahoaka mpanohitra... ♦ Mitaraina ireo Federasiôn'ny Mpanao Asa-tanana fa ahondrana any ivelany ireo akora fototra fanaovana asa-tanana tsara kalitao... ♦ Noraisin'i Papa  Léon-XIV, tao amin'ny Lapa Apôstôlika tao Vatican omaly, ny Praiministra avy any Montenegro, Miloiko Spajich...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...