♦ Mandray ny filan-kevitry ny ministra mitety Faritra ny ao Fianarantsoa androany. Fianakaviana 17.000 no hisitraka fanomezana avy amin'ny filohan'ny repoblika mandritra ny diany ao Matsiatra-Ambony. Hitokana zava-bita maro ny filoha... ♦ Nifarana amin'ny fomba ôfisialy nanomboka omaly ny asan'ny Sampandraharaha Amerikana Misahana ny Fampandrosoana Iraisam-pirenena (USAID). Ny Departemantam-panjakàna Amerikana no hiandraikitra ny fitantanana sy fanatanterahana ireo tetik'asan'ny USAID teo aloha... ♦ Hampahafantarina rahampitso ny vokatry ny fanadihadiana tamin'ny Faritra 23 momba ny tsy fahampiana singa mpamelona toa ny vitamina sy sira mineraly ilain'ny ENCM...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...